Teny iditra anareo
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ?
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo.
  [Hallanger 1973] you (plur. - as object); yours
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire.
  [Rajaonarimanana 1995] Vous, à vous (pluriel).
  [Hallanger 1974] vous (pluriel - objet); vôtre.
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] voi
¶ il vostro
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  ianareo ~ -nareo, -areo
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra anareo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] olom-pady

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31