Teny iditra |
anatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny ¶ Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao ¶ Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | advice, admonition [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | conseil, admonition [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Teny nalaina |
|