Teny iditra | anatrehana (atrika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra ara-paritany | aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] before, in the presence of | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 37] en face, en présence, devant | ||||||||||||||||
[Rajaonarimanana 1995] devant | |||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | anatrehana (atrika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 66] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny anatrehana io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/22 |
![]() |