Teny iditra |
anatsinomina
(anatsimo (atsimo))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin' ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be moved southwards. [Richardson 1885]
|
Haiendriteny |
anatsinomina
anatsinomiko
anatsinominao
anatsinominy
anatsinomintsika
anatsinominay
anatsinominareo
anatsinomin'
anatsinomin-
anatsinomim-
anatsinomi-
| |
nanatsinomina
nanatsinomiko
nanatsinominao
nanatsinominy
nanatsinomintsika
nanatsinominay
nanatsinominareo
nanatsinomin'
nanatsinomin-
nanatsinomim-
nanatsinomi-
| |
hanatsinomina
hanatsinomiko
hanatsinominao
hanatsinominy
hanatsinomintsika
hanatsinominay
hanatsinominareo
hanatsinomin'
hanatsinomin-
hanatsinomim-
hanatsinomi-
| |
anatsinomy | |
|
Mpanahaka |
anavaratina ~
atsinananina ~
ankandrefanina |
|