Teny iditra anaty (aty)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] interne
  [SLP 1986] intrinsèque, intérieur
  [Abinal 1888] interne: Aretina anaty (Maladie interne)
  [Rajaonarimanana 1995] interne: Akanjo anaty (Sous-vêt [...]

Teny iditra anaty (any, aty)
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] inside
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine)
  [Rajaonarimanana 1995] dans, au-dedans, parmi
Voambolana 
Haiendriteny 
anaty
anatiko
anatinao
anatiny
anatintsika
anatinay
anatinareo
anatin'
anatin-
anatim-
tanaty
tanatiko
tanatinao
tanatiny
tanatintsika
tanatinay
tanatinareo
tanatin'
tanatin-
tanatim-
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny anaty ity (1): Alakamisy-Anativato

Teny iditra anaty (any, aty)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] inside
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement)
  [Hallanger 1974] intérieurement
  [Rajaonarimanana 1995] intérieurement: Mihomehy anaty [...]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31