|
|
|
|

Entrée1  andao
Radical  2  leha
Partie du discours  3  impératif du verbe passif
Explications en malgache  4  Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
5  Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1]
Explications en anglais  6  [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [1.2]
Explications en français  7  partons, allons [1.3]
Autres orthographes  8  ndao
Tableaux et planches  9  Tous les impératifs passifs

Anagrammes  10  adano, adona, andao, aonda, doana

Mis à jour le 2020/07/31