Teny iditra andefimandry (ana, lefitra, mandry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat. [Richardson 1885]
 a wife [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay épouse, conjoint [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro! [Rahajarizafy: Kabary]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/20