Teny iditra andraka
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mitovy amin' ny mandraka: Andraka androany
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] jusqu' à, jusque
Mpitovy hevitra mandraka

Teny iditra andraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] retomber sur un autre, se perpétuer.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31