Teny iditra andramana (andrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony
  [Rajemisa 1985] Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka
¶ Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a!
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to be tasted, to be commenced, to be tried.
Haiendriteny 
andramana
andramako
andramanao
andramany
andramantsika
andramanay
andramanareo
andraman'
andraman-
andramam-
andrama-
nandramana
nandramako
nandramanao
nandramany
nandramantsika
nandramanay
nandramanareo
nandraman'
nandraman-
nandramam-
nandrama-
handramana
handramako
handramanao
handramany
handramantsika
handramanay
handramanareo
handraman'
handraman-
handramam-
handrama-
andramo
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31