Teny iditra andrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny
¶ Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana?
¶ Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka.
  [SLP 1986] fitsapana mialoha ny tena izy
¶ fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] attempt, trial, taste.
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] expérience, test
¶ essai
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31