Teny iditra Andrangovato (rango, vato)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 88] -- Sendra vodihazo ialofana Ingahy Ravokatra avy ery Andrangovato ka manara-po ery amin' ny fitazanana ny fivezivezen' ny olona.
Fangi-bolantany -23.5666667, 46.65
Haianarantany rango, vato

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31