Teny iditra andrao
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy see fandrao [1.7]
 lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [1.2]
Fanazavàna teny frantsay voir fandrao [1.8]
 de peur que [1.12]
Kamban-teny 
Mpanahaka  fandrao ~ mba ~ ndrao ~ sangoa
Ohatra 
1Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366]
2Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245]

Teny iditra andrao (andra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana andraina [fitanisana]

Fivaditsoratra androa, darona, dorana, radona, rodana

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02