Teny iditra andrefan > andrefana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] the west
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 40, Hallanger 1974] ouest
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
andrefana
andrefany
andrefan'
andrefam-
andrefan-
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  avaratra ~ atsimo ~ atsinanana
Teny nalaina