Teny iditra | andrefana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | the west [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | ouest [Abinal 1888 takila 40, Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Toerana | ||||
Sampanteny |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Teny mifanohi-kevitra | atsinanana | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | avaratra ~ atsimo ~ atsinanana | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny andrefana io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/10 |
![]() |