|
|
|
|

Entrée andrefesana (refy)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27]
2ary azo lazaina koa fa io no andrefesana ny fahalalàna sy ny fahamendrehan' izay firenena na izay olona izay, na dia faran' izay tso-piaina aza izy. [2.296]
Morphologie 
Présent : andrefesana, andrefesako, andrefesanao, andrefesany, andrefesantsika, andrefesanay, andrefesanareo, andrefesan', andrefesan-, andrefesam-, andrefesa-
Passé : nandrefesana, nandrefesako, nandrefesanao, nandrefesany, nandrefesantsika, nandrefesanay, nandrefesanareo, nandrefesan', nandrefesan-, nandrefesam-, nandrefesa-
Futur : handrefesana, handrefesako, handrefesanao, handrefesany, handrefesantsika, handrefesanay, handrefesanareo, handrefesan', handrefesan-, handrefesam-, handrefesa-
Impératif : andrefeso

Mis à jour le 2023/01/20