Teny iditra Andriamahefa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Cohen-Bessy: Rakotovao] Ary izao no anaranay irai-toko an-jatony, Raharo Ragolonaitra Ratsizahana Andriamahefa Andriamiarana Ratsimitalaho Dia izaho Rabehoraisina Andriantsira Rampola Ratefy Razaka Andriantseheno Ranosika 14 lahy.

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01