Teny iditra Andriampenitra (andry, fenitra)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 179] a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 162] nom d'une caste

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31