Teny iditra |
andriantany
(andriana, tany)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany mafy toy ny vato [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
Andriantany
(andriana, tany)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | village situé au sud d'Ambohidratrimo, au confluent de l' Ikopa et de la
Mamba
[3.1]
|
Voambolana |
Ohatra | maty ny rano navily hankany eny Andriantany vao izay mikambana aminy Kiopa [Callet: Tantara]
|
Fangi-bolantany | -18.85000, 47.43333
|
Haianarantany | andriana,
tany |
|
Teny iditra |
Andriantany
(andriana, tany)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | lakandrano mirefy 13 kilometra mba hanamorana ny fikorian'ny rano rehefa tonga ny fotoam-pahavaratra [Basy Vava takila 2011/09/27]
|
Fanazavàna teny frantsay | canal de control des crues, qui draine les eaux collinaires de Tananarive et les eaux de la plaine agricole nord. Long de 24 km, il commence à Ankadimbahoaka, suit la voie ferrée jusqu'à Alarobia, et rejoint l' Ikopa à l'ouest de Talatamaty
[3.1]
|
Voambolana |
Teny nalaina |
|