Teny iditra Andriantsimitoviaminandriandehibe (andriana, tsy, tovy, lehibe)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: tranofitomiandalana
Ohatra 
1 [Randriamamonjy: Tantara, takila 349] Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe.
2 [Fagereng: Tantara, takila 28] Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa.
3 [Callet: Tantara, takila 284] Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo;

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31