Teny iditra |
androna
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
famaky |
Voambolana |
|
Teny iditra |
androña
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Mpitovy hevitra ara-paritany | aloha,
anatrehana,
añatseha,
androña,
anketrehana,
añoloa,
anoloana,
heky,
izao tsereke,
kendry,
ndreky,
seky,
tseky
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
eo anoloana, eo aloha |
Fanazavàna teny frantsay | [Deschamps 1936]
[Taisaka]
au devant de |
|
Teny iditra |
Androna
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | [David: Dialectes (takila A)]
[Tankarana]
région de Mandritsara = Ankay. |
|