Teny iditra | angady (hady) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2] | |||
a spade; [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | bêche [1.8, 1.13] | |||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Mpitovy hevitra | fangady | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny angady io | |||
Fivaditsoratra | gidana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |