Teny iditra | angàka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [Rajemisa 1985] | |
[Sihanaka] ganagana dia [Rakotosaona 1975] | ||
Fanazavàna teny anglisy | the name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | canard sauvage [Rajemisa: Vakoka] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Anarana siantifika | Anas melleri | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |