Teny iditra | angana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Ny sisa tavela na mijoro | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
ce qui reste après une défaite, après une ruine ¶ action de se dédommager, de rentrer dans ses fonds | ||
Sampanteny |
| ||
Teny iditra | angana | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Volon-doko manga antitra | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] indigo | ||
Mpanahaka | volo/colors/couleurs | ||
Teny iditra | angana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] blue silk or thread | ||
Teny iditra | angana | ||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] See tsangana | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |