|
|
|
|

Entrée (1/5)1  angano
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Littérature: (en général)
Explications en malgache  9  Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà
10  Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ
11  Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1]
12  tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13]
Explications en anglais  13  a fable [1.2, 1.7]
14  a tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2]
Explications en français  15  conte [1.3#44, 1.8, 1.54, 1.13]
16  fable [1.3#44, 1.8]
17  farce, historiette [1.3#44]
18  enjolivements, superfétation [1.3#44]
Mots composés 
Titres 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot angano
Article  22  Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/5)23  angano
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  fanafintohinana [Betsimisaraka] [1.78]
26  Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1]
Explications en anglais  27  trouble, calamity [1.2]
28  a calamity [1.7]
Explications en français  29  malheur [1.3#44, 1.8]
30  calamité [1.8]
Mots composés 

Entrée (3/5)32  angano
Partie du discours  33  nom
Explications en français  34  chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3#44]

Entrée (4/5)35  angano (angana)
Partie du discours  36  impératif du verbe passif anganina
Tableaux et planches  37  Tous les impératifs passifs

Entrée (5/5)38  angano (gana)
Partie du discours  39  impératif du verbe relatif anganana
Tableaux et planches  40  Tous les impératifs relatifs

Anagrammes  41  angano, angona, gonana, ngoana, ongana

Mis à jour le 2023/05/19