Teny iditra |
angatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
ambiroa [Houlder 1895]
|
Fanazavàna teny anglisy | partiality [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| unfair dealing, unfair judgement ¶ also false praise, flattery. [Richardson 1885]
|
| unfairness [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | partialité, préférences [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
angatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
lolo, avelo, fanahy [Rakotosaona 1975]
|
| [Tanala]
matoatoa na lolo [Rakotosaona 1975]
|
| Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | spirit, ghost, demon. [Richardson 1885]
|
| a ghost [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | fantôme [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
lolo ~
matoatoa |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
angatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [Rajemisa 1985]
|
| karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny anglisy | gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [Richardson 1885]
|
| gonorrhea [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | blennorragie [Hallanger 1974, Rajemisa: Vakoka, SLP 1986]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
akohofotsy ~
ambaniana ~
famehy ~
farasisa ~
fiandry ~
fifia ~
vania |
|
Teny iditra |
angatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
maivana
[Rakotosaona 1975]
|
Mpitovy hevitra | |
|