Teny iditra | angoly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] hafetsena [Rakotosaona 1975] | |
Fandrokidrokiana mba hanambakana, tambitamby mba hametsena [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | artifice, fraud, deceit, snare. See ambosy, ambaka, fitaka, sandoka, and soloky. [Richardson 1885] | |
deceit [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | tromperie; séduction : [Hallanger 1974] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny angoly io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |