Entrée | 1 angonina (angona) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1] |
Explications en anglais |
4 to be collected, assembled, or gathered together. [1.2] |
Exemples |
5 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#] 6 Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#] 7 Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#] |
Morphologie |
|
Titres |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot angonina |
Anagrammes | 14 angonina, aningano |
Mis à jour le 2023/01/20 |