Teny iditra angòso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] hoditr'omby [1.78]
Mpitovy hevitra angozy

Teny iditra angoso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] fitenenan-dratsy [1.78]
Mpitovy hevitra ngoso

Fivaditsoratra songao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31