Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] akaiky: eo anilan' ny tranonay
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] à côté, d'un côté
Tsipelina hafa 

Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] same as mifanila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31