Teny iditra | anio | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio ¶ (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | the part of the day to come. To-day. [Richardson 1885] | ||||
today (future tense) [Hallanger 1973] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [Deschamps 1936] | ||||
aujourd'hui (temps futur) [Hallanger 1974] | |||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | androany | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny anio io | ||||
Teny iditra | anio (any) | ||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao anina | ||||
Teny iditra | anio | ||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao any | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] ataovy [Rakotosaona 1975] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] [Deschamps 1936] | ||||
Teny iditra | an' io (any, io) | ||||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |