Teny iditra Anjoatsy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [1.78]
Mpitovy hevitra Anjoaty

Fivaditsoratra an-tsojay, isan-jato

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31