Teny iditra Anjoaty
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar
Mpitovy hevitra Anjoatsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31