Teny iditra | an-joro (any, zoro) | ||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | ny eo atsimo atsinanana atsimom-patana tamin' ny tranon' ny Ntaolo fahiny [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | (anjoro) the corner of anything, or at the corner of anything. See zoro. [Richardson 1885] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | anjoro | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] ankaterana [Rakotosaona 1975] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |