Teny iditra ankandrefana (andrefana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. [Ravelojaona 1937 takila A294]
  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay voyez andrefana [Abinal 1888]
Sampanteny 
Mpanahaka  anavaratra ~ anatsimo ~ antsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/24