Teny iditra | ankanjo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] habit, vêtement [Andilidine: Lexique (takila A)] | |
Ohatra | Nandeha ireo, nariano patalôrio, nariano ankanjo, nariano satroko, voakiraro, handeha ireo nanonga amy tanàna iriy. [Gueunier: Contes, takila 98] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |