Teny iditra an-kapobe (any, kapoka, be)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay en bloc, en gros, en somme, en général [Abinal 1888 takila 50]
Ohatra 
1ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [Fanjakana: Lalam-panorenana]
2mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [Fanjakana: Fifidianana]

Teny iditra ankapobe (any, kapoka, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay généralité, global [SLP 1986]
Haiendriteny 
ankapobe
ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27