Teny iditra | ankibe (anky, be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | le pouce [1.3] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tsipelina hafa | ankihibe | |
Mpanahaka | ankihibentanana | |
ankikely ~ fanondro ~ fanondroadala ~ manarapoana | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ankibe io | |
Fivaditsoratra | kabine |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |