Teny iditra ankina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
¶ Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1]
 hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [root] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay appui, soutien, charge, responsabilité [1.3]
 axiome [1.13]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06