Teny iditra ankoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] anaram-bibilava lehibe. Izy dia biby vandambandana ary lehibe noho ny mandotra
  [Rajemisa 1985] [Betsimisaraka] Karazam-bibilava lehibe
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] a large snake. See akoma and do.
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] gros serpent.
Voambolana 
Anarana siantifika Acrantophis madagascariensis
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra do
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/22