Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray
Fanazavàna teny frantsay  [Veyrières 1913] La largeur d' un doigt
Voambolana 
Sampanteny 
Mpitovy hevitra eranky ~ voantondro
Mpanahaka  ankikely

Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] tondro, ankibe (rantsana)
Voambolana 

Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Poirot & Santio: Vezo (takila A)] [Vezo] Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien--> katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha
Sampanteny 

Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Bara] Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir angeafotsy.
Voambolana 
Anarana siantifika Crotalaria ibityensis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31