Teny iditra | ano | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fanaovana asa na fikarakarana zavatra. [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] provincial for tao [Richardson 1885] | ||
Sampanteny |
| ||
Teny iditra | ano | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] vita [Rakotosaona 1975] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] fait, réparé [Deschamps 1936] | ||
Teny iditra | ano | ||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [ año ] [Bara] ranona [Rakotosaona 1975] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] provincial for anona [Richardson 1885] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||
Teny iditra | año | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] tsara, soa [Rakotosaona 1975] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |