Teny iditra | anoloana (ana, oloana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra ara-paritany | aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] Before, in the presence of | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 460, Rajaonarimanana 1995] en présence | ||||||||||||||||
[Abinal 1888 takila 460] devant, devant la façade | |||||||||||||||||
[Rajaonarimanana 1995] par devant | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | anoloana (solo) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 624] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/22 |
![]() |