Teny iditra |
anoloana
(ana, oloana)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Tovy hevitra ara-paritany | aloha,
anatrehana,
añatseha,
androña,
anketrehana,
añoloa,
anoloana,
heky,
izao tsereke,
kendry,
ndreky,
seky,
tseky
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Before, in the presence of [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | en présence [1.3, 1.5]
|
| devant, devant la façade [1.3]
|
| par devant [1.5]
|
Haiendriteny |
Tsotra |
anoloana,
anoloako,
anoloanao,
anoloany,
anoloantsika,
anoloanay,
anoloanareo,
anoloan',
anoloan-,
anoloam-,
anoloa- |
|
Kamban-teny |
|
Ohatra |
1 | Nikendry anoloana, niandry ny hoe:
[2.576]
|
2 | Amin'io andro fanandratana azy io no anoloana ny lambany.
[2.588]
|
3 | Iaraha-mahalala ny fahalementsika eo anoloana ny kolikoly amim-bola.
[2.503]
|
|
|
Teny iditra |
anoloana
(solo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
anoloana,
anoloako,
anoloanao,
anoloany,
anoloantsika,
anoloanay,
anoloanareo,
anoloan',
anoloan-,
anoloam-,
anoloa- |
Ny lasa |
nanoloana,
nanoloako,
nanoloanao,
nanoloany,
nanoloantsika,
nanoloanay,
nanoloanareo,
nanoloan',
nanoloan-,
nanoloam-,
nanoloa- |
Ny hoavy |
hanoloana,
hanoloako,
hanoloanao,
hanoloany,
hanoloantsika,
hanoloanay,
hanoloanareo,
hanoloan',
hanoloan-,
hanoloam-,
hanoloa- |
Filaza mandidy |
anoloy |
|
Sampanteny |
|