Teny iditra | anona | |||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Mr. So-and-so [Richardson 1885] | |||
what-do-you-call-it; [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | chose, ce qu'on n'exprime pas . [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Mpanahaka | ranona | |||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |||
Teny iditra | anona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [SLP 1986] | |||
Fanazavàna teny frantsay | facteur [SLP 1986] | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny iditra | anona | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] vanona, tsara [Rakotosaona 1975] | |||
[Tanala] (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [Rakotosaona 1975] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | arrived at maturity, perfect. (Prov.) [Richardson 1885] | |||
Teny iditra | anona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Omby antitra [Rajemisa 1985] | |||
Teny iditra | añona | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] vanona [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |