Teny iditra antaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] karazan-tsaramaso mahery fofona nefa fihinana, maimbolany [1.78]

Fivaditsoratra antika, takina, tanika, Tankay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31