Teny iditra |
antambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
fambara loza, loza [Rakotosaona 1975]
|
| [Sihanaka, Tanala]
loza [Rakotosaona 1975]
|
| Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany ¶ Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [Richardson 1885]
|
| a calamity [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | malheur, calamité [Hallanger 1974]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
antambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|