Teny iditra antenatena
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
¶ Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] au milieu
Haiendriteny 
antenatena
antenatenako
antenatenanao
antenatenany
antenatenantsika
antenatenanay
antenatenanareo
antenaten'
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1 [Abinal 1888, takila 694] nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre)
2 [Abinal 1888, takila 694] nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31