Teny iditra antenimieran > antenimiera (any, teny, era)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha
Mitovy hevitra: komity
  [SLP 1986] andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] assemblée
Mpitovy hevitra komity
Kamban-teny, lohateny, anarana 