Teny iditra |
antoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
fiantsoana ho tsaraina [Rakotosaona 1975]
|
| Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato ¶ Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina ¶ Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ ¶ Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | pledge [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| surety, surety-ship, responsibility. See adidy,
andraikitra
[Richardson 1885]
|
| a guarantee; insurance [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [Abinal 1888]
|
| caution, garantie [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| assurance [Hallanger 1974]
|
| sécurité, gage, hypothèque, aval [SLP 1986]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
antoka
antoko
antokao
antony
antotsika
antokay
antokareo
antok'
anto-
anton-
antoky
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 10]
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
antoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a nod of assent. [Richardson 1885]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
antoka
antoko
antokao
antony
antotsika
antokay
antokareo
antok'
anto-
antoky
| |
|
|
Teny iditra |
antoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
tsatokazo [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
same as antoko, a trivet. See toko. [Richardson 1885]
|
|