Teny iditra |
antony
(antoka)
|
Sokajin-teny | anarana antoka sy mpisolo
|
Fanazavàna teny malagasy | Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako) ¶ Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety)
[1.2]
|
| a cause; the object in view [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | cause, motif [1.8, 1.13]
|
| raison; la fin en vue [1.8]
|
| mobile [1.13]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
|
|